1. For yourselves, brethren, know our entrance in unto you, that it was not in vain:
1. Vous savez vous-mêmes, frères, que notre arrivée chez vous n`a pas été sans résultat.
1. "Fa ny tenanareo, ry rahalahy, dia mahalala fa tsy foana ny fidiranay taty aminareo;"
2. But even after that we had suffered before, and were shamefully entreated, as ye know, at Philippi, we were bold in our God to speak unto you the gospel of God with much contention.
2. Après avoir souffert et reçu des outrages à Philippes, comme vous le savez, nous prîmes de l`assurance en notre Dieu, pour vous annoncer l`Évangile de Dieu, au milieu de bien des combats.
2. Fa rehefa nampahoriana sy nalam-baràka tany Filipy izahay teo aloha, tahaka ny fantatrareo ihany, dia sahy tao amin’Andriamanitra izahay hiteny taminareo ny filazantsaran’Andriamanitra miaraka amin’ny ady maro.
3. For our exhortation was not of deceit, nor of uncleanness, nor in guile:
3. "Car notre prédication ne repose ni sur l`erreur, ni sur des motifs impurs, ni sur la fraude;"
3. Fa ny fananaranay dia tsy avy amin’ny fitaka, na fahalotoana, na ny soloky.
4. But as we were allowed of God to be put in trust with the gospel, even so we speak; not as pleasing men, but God, which trieth our hearts.
4. mais, selon que Dieu nous a jugés dignes de nous confier l`Évangile, ainsi nous parlons, non comme pour plaire à des hommes, mais pour plaire à Dieu, qui sonde nos coeurs.
4. "Fa araka ny namelan’Andriamanitra anay, ka notolorana ny filazantsara ho adidinay izahay, dia araka izany koa no itenenanay; tsy toy ny mila sitraka amin’olona, fa amin’Andriamanitra Izay mizaha toetra ny fonay."
5. For neither at any time used we flattering words, as ye know, nor a cloke of covetousness; God is witness:
5. "Jamais, en effet, nous n`avons usé de paroles flatteuse, comme vous le savez; jamais nous n`avons eu la cupidité pour mobile, Dieu en est témoin."
5. "Fa tsy nanao teny mandrobo akory izahay na oviana na oviana, tahaka ny fantatrareo ihany, na nihatsaravelatsihy hanafina fieremana; Andriamanitra no vavolombelona;"
6. Nor of men sought we glory, neither of you, nor yet of others, when we might have been burdensome, as the apostles of Christ.
6. "Nous n`avons point cherché la gloire qui vient des hommes, ni de vous ni des autres; nous aurions pu nous produire avec autorité comme apôtres de Christ,"
6. Ary tsy nitady voninahitra tamin’olona izahay, na taminareo, na tamin’ny sasany, na dia nanam-pahefana hahavaky tratra aza izahay, araka izay maha-apostolin’i Kristy anay.
7. But we were gentle among you, even as a nurse cherisheth her children:
7. mais nous avons été pleins de douceur au milieu de vous. De même qu`une nourrice prend un tendre soin de ses enfants,
7. "Fa nalemy fanahy teo aminareo izahay, tahaka ny mpitaiza miahy ny zanany;"
8. So being affectionately desirous of you, we were willing to have imparted unto you, not the gospel of God only, but also our own souls, because ye were dear unto us.
8. nous aurions voulu, dans notre vive affection pour vous, non seulement vous donner l`Évangile de Dieu, mais encore nos propres vies, tant vous nous étiez devenus chers.
8. Dia toy izany no nahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra, hanome anareo, tsy ny filazantsaran’Andriamanitra ihany, fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay ianareo.
9. For ye remember, brethren, our labour and travail: for labouring night and day, because we would not be chargeable unto any of you, we preached unto you the gospel of God.
9. Vous vous rappelez, frères, notre travail et notre peine: nuit et jour à l`oeuvre, pour n`être à charge à aucun de vous, nous vous avons prêché l`Évangile de Dieu.
9. "Fa tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezanay aina sy ny fisasaranay; fa niasa andro aman' alina, mba tsy hahavaky tratra na dia olona iray akory taminareo aza, no nitorianay ny filazantsaran’Andriamanitra taminareo."
10. Ye are witnesses, and God also, how holily and justly and unblameably we behaved ourselves among you that believe:
10. Vous êtes témoins, et Dieu l`est aussi, que nous avons eu envers vous qui croyez une conduite sainte, juste et irréprochable.
10. Ianareo no vavolombelona ary Andriamanitra koa fa masina sy marina ary tsy nanan-tsiny tokoa ny fitondrantenanay teo imasonareo izay mino,
11. As ye know how we exhorted and comforted and charged every one of you, as a father doth his children,
11. Vous savez aussi que nous avons été pour chacun de vous ce qu`un père est pour ses enfants,
11. Araka ny fantatrareo fa nananatra sy nampionona ary nanome andraikitra anareo isam-batan’olona toy ny ray amin’ny zanany izahay,
12. That ye would walk worthy of God, who hath called you unto his kingdom and glory.
12. vous exhortant, vous consolant, vous conjurant de marcher d`une manière digne de Dieu, qui vous appelle à son royaume et à sa gloire.
12. Mba handehananareo mendrika an’Andriamanitra, Izay niantso anareo ho amin’ny fanjakany sy ny voninahiny.
13. For this cause also thank we God without ceasing, because, when ye received the word of God which ye heard of us, ye received it not as the word of men, but as it is in truth, the word of God, which effectually worketh also in you that believe.
13. C`est pourquoi nous rendons continuellement grâces à Dieu de ce qu`en recevant la parole de Dieu, que nous vous avons fait entendre, vous l`avez reçue, non comme la parole des hommes, mais, ainsi qu`elle l`est véritablement, comme la parole de Dieu, qui agit en vous qui croyez.
13. Ary noho izany izahay koa dia tsy mitsahatra misaotra an’Andriamanitra, satria rehefa nandray ny tenin’Andriamanitra izay notorinay ianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin’olona, fa araka izay marina, dia ny tenin’Andriamanitra, izay miasa amim-pahombiazana ao anatinareo izay mino koa.
14. For ye, brethren, became followers of the churches of God which in Judaea are in Christ Jesus: for ye also have suffered like things of your own countrymen, even as they have of the Jews:
14. Car vous, frères, vous êtes devenus les imitateurs des Églises de Dieu qui sont en Jésus Christ dans la Judée, parce que vous aussi, vous avez souffert de la part de vos propres compatriotes les mêmes maux qu`elles ont soufferts de la part des Juifs.
14. "Fa ianareo, ry rahalahy, dia tahaka ny fiangonan’Andriamanitra izay any Jodia izay ao amin’i Kristy Jesosy; fa ny nanjo anareo noho ny nataon’ny iray firenena aminareo dia sahala amin’ny nanjo ireo koa noho ny nataon’ny Jiosy taminy,"
15. Who both killed the Lord Jesus, and their own prophets, and have persecuted us; and they please not God, and are contrary to all men:
15. Ce sont ces Juifs qui ont fait mourir le Seigneur Jésus et les prophètes, qui nous ont persécutés, qui ne plaisent point à Dieu, et qui sont ennemis de tous les hommes,
15. "Izay namono an’i Jesosy Tompo sy ny mpaminaniny, ary nanenjika anay; sady tsy manao izay mahafaly an’Andriamanitra, fa manohitra ny olona rehetra;"
16. Forbidding us to speak to the Gentiles that they might be saved, to fill up their sins alway: for the wrath is come upon them to the uttermost.
16. nous empêchant de parler aux païens pour qu`ils soient sauvés, en sorte qu`ils ne cessent de mettre le comble à leurs péchés. Mais la colère a fini par les atteindre.
16. "Ka mandrara anay tsy hitory amin’ny Jentilisa mba hamonjena ireny, mba hameno ny fahotan’ny tenany mandrakariva; kanjo efa niharan’ny fahatezerana hatramin’ny farany izy."
17. But we, brethren, being taken from you for a short time in presence, not in heart, endeavoured the more abundantly to see your face with great desire.
17. Pour nous, frères, après avoir été quelque temps séparés de vous, de corps mais non de coeur, nous avons eu d`autant plus ardemment le vif désir de vous voir.
17. Ary izahay, ry rahalahy, rehefa tafasaraka taminareo vetivety foana tamin’ny fanatrehana, fa tsy tamin’ny fo, dia vao mainka nitady sy naniry fatratra ny hahita ny tavanareo.
18. Wherefore we would have come unto you, even I Paul, once and again; but Satan hindered us.
18. "Aussi voulions-nous aller vers vous, du moins moi Paul, une et même deux fois; mais Satan nous en a empêchés."
18. "Koa naniry hankany aminareo indray mandeha amana indroa izahay, dia izaho Paoly; nefa nosakanan’i Satana izahay."
19. For what is our hope, or joy, or crown of rejoicing? Are not even ye in the presence of our Lord Jesus Christ at his coming?
19. Qui est, en effet, notre espérance, ou notre joie, ou notre couronne de gloire? N`est-ce pas vous aussi, devant notre Seigneur Jésus, lors de son avènement?
19. Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satroboninahitry ny fifalianay? Moa tsy ianareo eo anatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika amin’ny fiaviany va?
20. For ye are our glory and joy.
20. Oui, vous êtes notre gloire et notre joie.
20. Fa ianareo no voninahitray sy fifalianay.